auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-22 07:38:23 -05:00 committed by root
parent aa4a79f163
commit 62487fb503
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Amizao, mampirisiky anareo aho, rahalahy, ao am' Jesosy Kristy tompontsika, sy amè fitiavan' gne fagnay, mba hiaraka hiady amiko anareo amè vavaky amboarinareo amin' Andriamanitry ho anah.\v 31 Mivavaha mba ho avotry aminareo izay tsy magneky agny Jodia ao, ary mba ho ekenareo mpino gne finoampoako ho an'i Jerosalema.\v 32 Mivavaha mba hiaviako aminareo amin-kafalia ame sitrapon'Andriamanitry, ary mba hahafako, mahita fitsaraha, miaraka aminareo.
\v 30 Amizao, mampirisiky anareo aho, rahalahy, ao am' Jesosy Kristy tompontsika, sy amè fitiavan' gne fagnay, mba hiaraka hiady amiko anareo amè vavaky amboarinareo amin' Andriamanitry ho ahy.\v 31 Mivavaha mba ho avotry ao agnatin' izay tsy magneky agny Jodia ao, ary mba ho ekenareo mpino gne finoampoako ho an'i Jerosalema.\v 32 Mivavaha mba hiaviako aminareo amin-kafalia ame sitrapon'Andriamanitry, ary mba hahafako, mahita fitsaraha, miaraka aminareo.