auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-21 09:49:57 -05:00 committed by root
parent 2d3f280c63
commit 56f2c10ce8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Vôloany, isôrako gn'Andriamanitriko ame gn'alalan'i Jesosy Kristy noho gn'aminareo agnaby, satria gne finoanareo da efa nozakay magnerana izao tontolo izao. \v 9 Fa Andriamanitra gne vavolombeloko, izy tompoiko ao ame fagnaiko ao ame filazantsaran'e Zanany, fa tsy miegny e mikora anareo aminy iao. \v 10 Mangataky feizay iao ame vavaky aniko gne mba haombiazako ame fomba agnaby araka gne sitrapon'Andriamanitra mba ho avy aminareo.
\v 8 Vôloany, isôrako gn'Andriamanitriko ame gn'alalan'i Jesosy Kristy noho gn'aminareo agnaby, satria gne finoanareo da efa nozakay magnerana izao tontolo izao. \v 9 Fa Andriamanitra gne vavolombeloko, izy tompoiko ao ame fagnaiko ao ame filazantsaran'e Zanany, fa tsy miegny e mikora anareo Aminazy iao. \v 10 Mangataky feizay Iao ame vavaky aniko gne mba haombiazako ame fomba agnaby araka gne sitrapon'Andriamanitra mba ho avy aminareo.