auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-23 00:48:11 -05:00 committed by root
parent 96034a02e7
commit 491390c575
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Mizaka mitovy am' gn'olo aho noho gne fahosàn' gne nofonareo. Satria vao nanolotry gne ratsam- batanareo ho andevon' gne fahalotoa sy gne ratsy anareo, da mitovy amizany koa aho, atolory ho andevon' gne fahamaragna sy fahamasigna gne ratsam-batanareo. \v 20 Fa taminareo mbola andevon' gn' ota, lasa afaky tamè fahamarigna. \v 21 Amizao, ino gne vokatry azonareo tamin'ireo raha izay mahamegnatry anareo amizao? Satria gne vokatr' izany gne fahafatesa. fagnarahan-dalàna, da mba atolory evakoa gne momba gne tegnanareo ho mpanompo-gne fahamarigna hahatateraky gne fahamas
\v 19 Mizaka mitovy am' gn'olo aho noho gne fahosàn' gne nofonareo. Satria vao nanolotry gne ratsam- batanareo ho andevon' gne fahalotoa sy gne ratsy anareo, da mitovy amizany koa aho, atolory ho andevon' gne fahamaragna sy fahamasigna gne ratsam-batanareo. \v 20 Fa taminareo mbola andevon' gn' ota, lasa afaky tamè fahamarigna. \v 21 Amizao, ino gne vokatry azonareo tamin'ireo raha izay mahamegnatry anareo amizao? Satria gne vokatr' izany gne fahafatesa. fagnarahan-dalàna, da mba atolory evakoa