\v 23 Fa nagnota e olo aby ka tsy mana gne vonihitrin'Andriamanitry , \v 24 ka indreo da hamarigny maimaipoa ame fahasoavany ame alalan'e fagnavota izay ao amin'i Kristy Jesosy .