\v 21 Fa amizao da nampahafatary avao koa gne fahamarinan'Andriamanitra tsy ame lalà. Noporofoin'gne lalà sy gne mpaminany,\v 22 fa izany, gne fahamarinan'Andriamanitra ame alalan'gne finoa an'i jesosy Kristy ho agne rehetra mino azy . Satria tsy misy fagnavaha .