tkg_rev_text_reg/01/04.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 4 Jaona nandeha amin'ireo fiangona fito tagny Asia: Ho aminareo anie gne fasoava sy gne fiadana avy amin'ilay amizao sy gne taloha ,ary ho avy amin'ireo fagnahy fito izay eo agnatrehan'gne seza fiandrianany,\v 5 ary avy amin'i Jesosy Kristy, izay vavolombelo marina, voalohan-daza ame maty, ary lehiben'gne mpanjakan'gne tany. ho an'ilay tia antsika sy nagnafaky antsika tamin'ireo fahotantsika tame ràny----\v 6 Izy da nagnano antsika ho fanjaka, mpisoro ho an'Andriamanitriny sy Rainy -----ho Azy anie gne voninahitry sy gne fahefa mandrakizay doria. Amena.