tkg_rev_text_reg/21/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Nahare feo mahery avy agny amè seza fiandriana iaho magnano hoe: "Io! Eo ame gn'olo gne toeran'gne tabernaken'Andriamantra, ary hatahora miaraky amindreo izy. Ho olony indreo, ary Andriamanitra tegnany hiaraky amindreo ary Izy ho Andriamanitrin-dreo. \v 4 Hamafa gne ranomaso agnaby amè mason-dreo Izy, ary tsy hisy fahafatesa esanaky, na alahelo, na tamagny, na faharareza. efa lasa gne rahà, teo aloha.