|
\v 7 Raha tapitra gn'arivo tao, da hovoha ao amè tragno miziny Santana. \v 8 Hijotso izy mba hamitaky gne firenena maro egny amè vazan-tany efatra—Goga sy Magoga—mba hinday endreo miaraky ho ame gn'ady. Indreo da ho maro akoy gne fasiky gny ranomasina. |