1 line
473 B
Plaintext
1 line
473 B
Plaintext
\v 15 Namoky rano akoy gne rano zakabe tamè vavany gne menara, izay angala an-draviavy.\v 16 Fa gne tany nagnapy an-raviavy. Nosokafan'e tany gne vavanyary da nateliny gne riaky iay navokin'e vavany dragona. \v 17 Ary vignitry tamin-draviavy gne dragona ka niala ary nitadia ady tamè gn'ambin'gne taranany, izay magneky gne didin'Andriamanitra ary mita gne fitsangana vavolombelo momba an'i Jesosy. \v 18 Avy eo nitsanga teo ambonn'e fasiky gne ranomasy gne dragona. |