tkg_rev_text_reg/10/01.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 1 Avy teo iaho da nahita anjely mahery hafa nidigny avy agny an-danitra. Tao agnaty mika izy, ary nisy avana teo ambonin'gne lohany. Gne laharany da miendriky masoandro ary gne tongony da mitovy gne andry afo. \v 2 Mitazogny horognan-taratasy kidy mivelatry ame tagnany izy, ary mametraky gne tongony akavana ame ranomasy sy gne tongony havia ame tany.