tkg_rev_text_reg/13/01.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 1 Ary nahita bibi-dihy iaho niakatry avy tamè ranomasy. Nana tandroky folo izany ary loha fito. teo amè tandrony da nisy diadema filo, ary teo amè lohany da nisy agnara fizaka ratsy avy. \v 2 Gne bibi-dihy izay hitako da mitovy amy gne leoparda. Gne tombony da akoy gne tomboky gne bera, ary ny vavany da akoy gne nvavan'e liona. Gne dragona nagnome enazy gne heriny, gne seza fiandrianany, ary fahefanyzakabe hanapaky.