tkg_rev_text_reg/22/18.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 18 Iaho da magnambara agnaby amizay mahare gne zakan'e faminania amin'ity boky ity:" Raha misy magnampy io, Andriamanitra hagnampy loza enazy izay vosoratry ao amin'ity boky ity. \v 19 Raha misy mangala gne zaka faminania amin'ity boky ity, Andriamanitra da hangala gn'anjarany amè hazon'e fiaiana sy gne tanà masina izay vosoratry ao agnatin'ity boky ity." (Fagnamariha: Gn'antontan-taratasy taloha da mivaky hoe:"Andriamanitra hangala gn'anjarany ao amè Bokin'e Fiaina ary ao amè tanà masina izay vosoratry ao amin'ity boky ity.")