tkg_rev_text_reg/22/01.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 1 Ary nambaran'gn'anjely enahy gn'onin'e ranon'e fiaina, madio akoy gne kristaly. Izany da mivary avy agny amè seza fiandrianan'Andriamanitra sy gne Zanak'ondry\v 2 mamakivaky eo ategnategnan'e lalan'gne tanà. Ary gne gnagnilany roy amè ony da samy misy gne hazon'e fiaina, mamoa karaza voa roy ambin,ny folo, ary da mamoa gny voany da namboary hagnafaky gne firenena agnaby.