tkg_rev_text_reg/21/21.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 21 Gne vavahady roy ambin'ny folo da vato soa roy ambin'ny folo; gne tsiraikiraiky Amy gne vavahady da vita tamè vato soa raiky. Gne lalam-be teo an-tanà da volamena tsy misy fangarony, mitovy ame fitaratry mangarahara. \v 22 Tsy nahita tempoly tao amè tanà iaho, satria Tompo Andriamanitra Tsitoha sy gne Zanak'ondry gne tempoliny.