tkg_rev_text_reg/21/14.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 14 Nana fototry roy ambin'ny folo gne rindrin'gne tanà, ary teo amin'io gne nisy gn'agnara roy ambin'ny folon'gn'apostolin'gne Zanak'ondry. \v 15 Gne raiky izay nikora taminahy da nana fandrefesa volotara vita tamè volamena mba handrefesa gne tanà, gne vavahady, ary gne rindry.