tkg_rev_text_reg/21/11.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 11 Nana gne voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, ary gne famimpiratany da akoy gne vato soa sarobidy, akoy gne vato kristalina jaspy madio. \v 12 Nana rindry abo zakabe niaraky tamè vavahady roy ambin'ny folo izany, niaraky tamy gn'anjely roy ambin'ny folo teo amè vavahady. Teo amè vavahady gne vosoratry gn'agnaran'gne foko roy ambin'ny folo zanak'Israely. \v 13 Nisy vavahady telo teo antsignana, vavahady telo teo avaratry, vavahady telo teo atsimo, ary vavahady telo teo akandrefo.