tkg_rev_text_reg/21/07.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 7 Izay mandresy da handova gne rahà, ary Iaho no ho Andriaminitriny, ary izy ho zanako. \v 8 Fa io gn'osa, tsy manam-pinoa, mampitsanga volovolo, mpagnano aody, mpanompo sampy, sy mavandy, da agny amè farihy mirehitr'afo solifara gne toeran-dreo. Izay gne fahafatesa fahaharoy."