tkg_rev_text_reg/21/05.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 5 Gne raiky nipetraky teo amè seza fiandriana nizaka hoe:"Io! Naniko vaovao gne rahà agnaby." Hoy Izy:"Soraty izao satria ity zakako ity da mahatoky sy marina." \v 6 Hoy Izy taminahy hoe:"Efa vita io rahà io! Iaho gn'Alfa sy Omega, gne fiandoha sy fiafara. Izay mangetaheta da homeko ho indranomy maimaim-poana avy amè lahoranon'ny fiaina.