tkg_rev_text_reg/21/01.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 1 Avy eo iaho nahita lagnitry vavao sy tany vaovao, fa foa gne lagnitry volohany sy gne tany volohany, ary tsy nisy esanaky gne ranomasina. \v 2 Hitako gne tanà masina, Jerosalema vaovao, izay nidina avy agny an-dagnitry avy amin'Andriamanitra, voaoma akoy gne ampekary ampengoa ho an'e vadiny.