tkg_rev_text_reg/20/09.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 9 Niakatry teo ambonin'e tany lemaky indreo ary nagnodidy gne tobiky gne mpino, gne tanà malala. Nefa nisy afo nidina avy tagny an-dagnitry ary nandavo endreo. \v 10 Gne devoly, izay namitak endreo, da natoraky tao amè farihy gn'afo solifara, toera izay hagnatoraha gne bibi-dy sy gne mpaminany sandoky Ary ho ampinjaly atoandro aman'aly mandrakizay ary mandrakizay indreo.