tkg_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 4 Ary nahita seza fiandriana maro iaho. Nimpetraky teo amboniny gne izay nome fahefa mitsara. Nahita gne fagnahin'gne izay notapahin-doha iaho noho gne fitsangana vavolombelo mikasiky an'i Jesosy ary nohon'gne zakan'Andriamanitra. Tsy nandohaloky tamè bibi-dy na tamè sariny indreo, ary indreo da nandà gne handray gne mariky gne bibi-dy teo amè pandany na teo amè tagnany. Avy velo koa indreo, ary nanjaka niaraky tamin'i Kristy nandritry gn'arivo tao.