tkg_rev_text_reg/20/01.txt

1 line
513 B
Plaintext

\v 1 Ary nahita anjaly nidigny avy tagny an-dagnitry iaho. Nana gne fangalahidin'gne lavaky tsy hita farany izy, ary nana rojo vy zakabe tegny an-tagnany. \v 2 Nanambotry gne dragona izy, gne menara taloha, gne devoly, na satana, ary nofiheziny arivo taona. \v 3 Natorakiny tagny amè lavaky tsy hita fihafarany izy, nohidiany izany ary nise tombo-kase teo aminazy. Naniny izay mba tsy hamitahany gne firenena maro angia mandra-pahatapitry gn'arivo taona. Afaran'izany, da tsy maintsy haboda fotoa kedikidy izy.