tkg_rev_text_reg/18/18.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 18 Nikoiky indreo raha vao nahita gne setrokin'gne fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanà ino gne akô tanà zakabe?" \v 19 Nanimpy vovoky teny andohany izy, nikiaky mafy, nitomagny, sy nisaogny nanao hoe: "Loza, loza ho an'gne tanà zakabe izay nisy gne rehetra nana gne sambo an-dranomasy gne tonga mpanakarena avy ame harenany. Fa tao agnatiny gne lera raiky da Simba izany." \v 20 "Mifalia aminazy, ry lagnitry, ianareo mpino, ary mpaminany, fa Andriamanitry nitondra ny fitsaranareo taminazy!"