tkg_rev_text_reg/18/15.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 15 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. \v 16 Hizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne nitafy lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! \v 17 Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany. "Gne kapitenin-tsambo agnaby, gne nandeha egny ambonin'gne ranomasy aby, tatsambo, sy izay rehetra mimpetraky an-dranomasy, da hitsanga alavitry.