tkg_rev_text_reg/18/07.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 7 Akô izy hagnome voninahitry gne tegnany sy niay tame tsy fiafia, omeo anazy gne fampijalia sy gne alahelo sahatry anazy. Fa izy nizaka tao am-pony nagnano hoe: 'Nipetraky akô gne mpanjaka viavy iaho. Tsy maty vady iaho, ary tsy hisaona mandrakizay.' \v 8 Noho izany da ho avy ame andro raiky gne arety mandrigna: gne fahafatesa, gne fisaogna, ary gne mosary. Hodoroan'gne afo izy, fa gne Tompo Andriamanitra da mahery, ary izy gne mpitsara anazy."