tkg_rev_text_reg/17/08.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 8 Gne bibi-dy izay hitanao da misy, fa tsy misy amizao, fa andalam-pekara avy agny amè farany ambonin'gne lavaky tsy hita fiafarany. Avy eo da handeha amè fahavilavila izany. Gne izay miaigny ambony tany, gne tsy vosoratry ao amè Bokin'e Fiana hatramè namorogna an'izao tontolo izao gn'agnagnarany- ho gaga indreo raha hahita fa gne bibi-dy da misy, fa tsy misy esanaky amizao, fa andalam-pevia.