tkg_rev_text_reg/14/09.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 9 Nisy anjely hafa- anjely fahatelo- nagnaraky endreo, nizaka tamè feo mafy hoe:"Raha misy mivavaky amy gne bibidy sy gne sariny, ary mandray gne mariky eo amè pandany na eo amè tagnany, \v 10 da hinindrano gne sasany amy gne divain'e fahavigniran'Andriamanitra evakoa izy, divay tsy niharo izay nararaky tao agnatin'e tasy gne havignirany. Gn'olo izay minindrano izany da ho ampijaly amè gn'afo sy solifara eo aloan'gn'anjely masin'Andriamanitra sy eo aloan'e Zanok'ondry.