tkg_rev_text_reg/14/03.txt

1 line
672 B
Plaintext

\v 3 Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. \v 4 Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo mitovy amè voloham-bokatry ho an,Andriamanitra sy ho an'e Zanak'ondry. \v 5 Tsy nisy vandy hita tao amy gne molotrin-dreo, tsy manan-tsigny indreo. [Fagnamariha: Gne dikazaka sasany magnampy hoe: "teo alohan'gne seza fiandrianan'Andriamanitra"]