tkg_rev_text_reg/13/07.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 7 Navelany hiady tamy gne mino ary handresy endreo gne bibi-dihy. Ary koa, gne fahefa da nome enazy magnera gne foko, gn'olo, gne fizaka, ary gne firenena agnaby.\v 8 Handohaliky eo aminazy agnaby izay mipetraky ambonin'e tany, ireo izay tsy vosoratry agnara, nandritrin'gne famorogna izao tontolo izao ao amè Bokin'ny Fiaina, izay an'e Zanak'ondry, izay efa novonoy.