tkg_rev_text_reg/12/07.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 7 Ary nisy ady tagny an-agnitry. Mikaela sy gn'anjely da niady tamy gne dragona; ary gne dragona sy gn'anjely da namaly ady. \v 8 Fa tsy da natanjaky gne dragona ka tsy naharesy. Koa tsy nisy toera ho anazy sy gn'anjely esanaky tagny an-dagnitry. \v 9 Gne dragona zakabe— izay menara taloha nangia oe devoly na Satana, gne namitaky an'izao tontolo iao — da natoraky tegny ambonin'ny tany, ary gn'anjely da natoraky niaraky taminazy.