tkg_rev_text_reg/11/10.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 10 Gne izay miaigny eo ambonin'gne tany da hifaly amindreo ary hankalaza. Hifandefa fagnomeza mihintsy azaky indreo satria nampijaly ireo izay miay ambonin'gne tany io mpaminany roy io. \v 11 Fa afaky telo andro sy tapany da hifitra ao amindreo gne fofonay avy amin'Andriamantra, ary hitsanga ame tongony indreo. Hilatsaka am'gne mahita endreo gne tahotyr zakabe.\v 12 Avy eo da hahare feo mahery avy an-dagnitry indreo mizaka endreo hoe:"Miaraky etoa!" Avy eo da hiakatra ho agny an-dagnitry ao agnaty mika indreo, raha mbola magnety tany gne fahavolondreo.