tkg_rev_text_reg/06/09.txt

1 line
620 B
Plaintext

\v 9 Raha namoa gne tombo-kase fahadimy gne Zanak'ondry, da hitako tao ambany alitara gne fagnahin'izay novonoy noho gne zakan'Andriamanitra sy gne fitsangana vavolombelo izay notanandreo. \v 10 Nangaiky tamè feo mafy indreo hoe:"Mandra-pahovia, ry Mpanapaka ambonin'gne agnaby, masina sy marina, gne hitsaranao gne izay miaigny eto an-tany, sy hamalianao faty gne rànay? \v 11 Da nome akanjolava gne tsiraikiraiky agnaby tamindreo, ary nozakay indreo fa tokony handigny kidikidy mandra-pahazoa gn'isa fenon'gne mpiara-manompondreo sy gne rahalaha sy anakavindreo izay tokony hovonoy indreo, akoy gne namonoa endreo.