tkg_rev_text_reg/03/09.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 9 Igny! Indreo izay an'gne synagogan'gne satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo. Haniko avy da handohaliky eo an-tongonao indreo, ary ho avy indreo mba hahalala fa nitia anao Iaho. \v 10 satria efa nitandrigny gne bekiko tame fahareta enareo, da hiaro anareo ame andro fitsapa izay efa ho avy am'izao tontolo aby izao evaokoa Iaho, mba hitsapa ireo izay miay eo ambonin'gne tany.\v 11 Ho avy tsy ho ela Aho. Tazomy mafy izay anagnanao mba tsisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.