\v 16 Gne isan'gne miaramila nitikitry sôvaly da 200,000,000. Nahare gne isa io iaho.\v 17 Akô izany gne fomba nahitako ireo sôvaly tao ame fahitako sy ireo izay nimpitiky teo amin'izy ireo: Ireo fiarovan-tratrandreo da mirehitry mena, manga antitry ary lafo vidy ary solifara mavo. Nitovy tame lohan'gne liogny gne lohan'ireo sôvaly, ary gne nivôky avy tambavandreo da afo, setroky, ary solifara.