\v 9 Tafaran'gne rahà gne da nagnety iaho, ary nisy olo maro be izay tsy tody isaina--- avy tamè firenena, foko, olo, ary fizaka agnaby--- nitsanga teo nagnatriky gne seza  fiandriana sy teo alohan'gne Zanak'ondry. Nanao ankajo lava fotsy sy mita sampa-drofia tegny amè tagnandreo,  \v 10 ary nangaiky mafy tamè feo mahery indreo nagnano hoe:"Gne famonje da an'Andriamanitrintsika izay mipetraky eo ambonon'gne seza fiandriana, sy an'gne Zanak'ondry!"