\v 16 Mibebaha ,noho izany! Fa raha tsy izany, da ho avy malaky agny aminareo Iaho, ary hifampità amindreo Iaho miaraky ame sabatry gne vavako. \v 17 Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'ny Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho andreo izay mandresy, homeko gne sasany amin'ireo mana mifiny, ary homeko vato fotsy moaraky ame agnaram-baovao voasoratry eo ame vato, agnara izay tsy fantan'olo afa tsy izay mangala anazy avao."