\v 17 Raha nagnety Anazy iaho, da lavo tame tongony mitovy ame maty. Nikity anaha tame tagnany ankavana Izy da nagnano hoe: " Ka matahotry. Iaho gne voalohany sy gne farany,\v 18 ary gne raiky izay velo. Efa maty Iaho, kanefa, velo mandrakizay! Ary Iaho mana gne lakilen'gne fahafatesa sy gne fiaigna tsy hita.