\v 12 Nagnety gne magnodidy iaho hoe feon'ia izany nizaka taminaha izany, ary raha nitodiky iaho da nahita fagnamboaran-jiro volamena fito. \v 13 Ary tao ategnategn'gne fagnamboaran-jiro nisy raiky mitovy ame Zanak'olo, nisiky akanjo lava avy hatragny ame tongony, ary hetry volamena magnodidy gne tratrany.