diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 23c0202..94015d7 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona fito ao Efesosy hoe: " Itoa gne zaka avy amin'ilay raiky izay mitagna gne kitagny fito ame tagnany ankavana ary mandeha eo ame fagnamboaran-jiro volamena fito, "Fantako izay efa nanìnao sy gne asa mafinao ary gne fiaretananao elabe. Fatako fa tsy afaky handefitry ame olon-dratsy ianao. Fatako fa notsapainao indreo izay mizaka anazy ho apostoly, nefa tsy izy, ary hitanao indr \ No newline at end of file +Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona fito ao Efesosy hoe: " Itoa gne zaka avy amin'ilay raiky izay mitagna gne kitagny fito ame tagnany ankavana ary mandeha eo ame fagnamboaran-jiro volamena fito, "Fantako izay efa nanìnao sy gne asa mafinao ary gne fiaretananao elabe. Fatako fa tsy afaky handefitry ame olon-dratsy ianao. Fatako fa notsapainao indreo izay mizaka anazy ho apostoly, nefa tsy izy, ary hitanao indreo fasandoky. \ No newline at end of file