auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-23 09:30:34 -05:00 committed by root
parent e2986259ad
commit f0c715f44c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ity gne fanambarà an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry anazy hagnaboaha gne mpanompony gne raha tsy maintsy hibôky. Nampahafantariny izany tame alalan'gne fagnirahany gne anjeliny ho an'i Jaona mpanompony. Jaona da nagnamary gne monban'gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo mikasika an'i Jesosy Kristy, sy ireo raha rehetra hitany. sambatra izy izay mamaky ame feo abo, ary izay miteno gne zakan'izany faminania izany,sy izay mitandrigny izay voasoratry ao aminazy, satria
\v 1 \v 2 \v 3 Ity gne fanambarà an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry anazy hagnaboaha gne mpanompony gne raha tsy maintsy hibôky. Nampahafantariny izany tame alalan'gne fagnirahany gne anjeliny ho an'i Jaona mpanompony. Jaona da nagnamary gne monban'gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo mikasika an'i Jesosy Kristy, sy ireo raha rehetra hitany. sambatra izy izay mamaky ame feo abo, ary izay miteno gne zakan'izany faminania izany,sy izay mitandrigny izay voasoratry ao aminazy, satria efa mariny gne fotoa.