auto save
This commit is contained in:
parent
543972926e
commit
e79e201fa5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'izany da nahita anjely efatry nitsanga teo amè zoro tany efatry iaho, nanohitry mafy gne rivotry efatry gne tany, mba tsy hisy rivotry hitsotry amè tany, amè ranomasy, na hifanohitry amy gne hazo agnaby. Nahita anjely hafa iaho niakatry avy tagny antsignana, izay nana gne tambo-kasen'Andriamanitra velo. Nikoiky tamè feo mafy tamy gn'anjely efatry izay nahazo alala hanimba gne tany sy gne ranomasina izy hoe: "Ka simba gny tany, gne ra
|
||||
Tafaran'izany da nahita anjely efatry nitsanga teo amè zoro tany efatry iaho, nanohitry mafy gne rivotry efatry gne tany, mba tsy hisy rivotry hitsotry amè tany, amè ranomasy, na hifanohitry amy gne hazo agnaby. Nahita anjely hafa iaho niakatry avy tagny antsignana, izay nana gne tambo-kasen'Andriamanitra velo. Nikoiky tamè feo mafy tamy gn'anjely efatry izay nahazo alala hanimba gne tany sy gne ranomasina izy hoe: "Ka simba gny tany, gne ranomasy, na gne hazo
|
Loading…
Reference in New Issue