auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-30 21:43:09 -05:00 committed by root
parent e04838d891
commit d6bfecf3a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na ovia nao ovia ireo raha mana'gnay da hanome voninahitry, laza, ary fisaora an'gne raiky midoboky eo ame seza volamena, gne raiky izay velo mandrakizay doria, ireo loholo efatry amby roapolo da nampandohaliky gne tegnandreo eo agnolon'gne raiky izay midoboky eo ame seza volamena. Mandohaliky eo ame raiky izay velo mandrakizay doria indreo,ary nanoraky gne satro-boninahitr'indreo, Na ovia nao ovia ireo raha mana'gnay da hanome voninahitry, laza, ary fisaora an'gne raiky midoboky eo ame seza volamena, gne raiky izay velo mandrakizay doria, ireo loholo efatry amby roapolo da nampandohaliky gne tegnandreo eo agnolon'gne raiky izay midoboky eo ame seza volamena. Mandohaliky eo ame raiky izay velo mandrakizay doria indreo,ary nanoraky gne satro-boninahitr'indreo teo agnolon'gne seza volame, mizaka hoe: "