auto save
This commit is contained in:
parent
84ce509d90
commit
c221a0e8ee
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 \v 11 Igny! Indreo izay an'gne synagogan'gne satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo. Haniko avy da handohaliky eo an-tongonao indreo, ary ho avy indreo mba hahalala fa nitia anao Iaho. satria efa nitandrigny gne bekiko tame fahareta enareo, da hiaro anareo ame andro fitsapa izayefa ho avy am'izao tontolo aby izao evaokoa Iaho, mba hitsapa ireo izay miay eo ambonin'gne tany. Ho avy tsy ho ela Aho. Tazomy mafy izay anagnanao mba tsisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.
|
||||
\v 10 \v 11 Igny! Indreo izay an'gne \v 9 synagogan'gne satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo. Haniko avy da handohaliky eo an-tongonao indreo, ary ho avy indreo mba hahalala fa nitia anao Iaho. satria efa nitandrigny gne bekiko tame fahareta enareo, da hiaro anareo ame andro fitsapa izay efa ho avy am'izao tontolo aby izao evaokoa Iaho, mba hitsapa ireo izay miay eo ambonin'gne tany. Ho avy tsy ho ela Aho. Tazomy mafy izay anagnanao mba tsisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.
|
Loading…
Reference in New Issue