auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-08 04:52:58 -05:00 committed by root
parent 45f14d091c
commit bb57a8a306
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha namoa gne tombo-kase fahadimy gne Zanak'ondry, da hitako tao ambany alitara gne fagnahin'izay novonoy noho gne zakan'Andriamanitra sy gne fitsangana vavolombelo izay notanandreo. Nangaiky tamè feo mafy indreo hoe:"Mandra-pahovia, ry Mpanapaka ambonin'gne agnaby, masina sy marina, gne hitsaranao gne izay miaigny eto an-tany, sy hamalianao faty gne rànay? Da nome akanjolava gne tsiraikiraiky agnaby tamindreo, ary nozakay indreo fa tokony handigny kidikidy mandra-pahazoa gn'isa fenon'gne mpiara-manompondreo sy gne rahalaha sy anakavindreo izay tokony hovonoy
Raha namoa gne tombo-kase fahadimy gne Zanak'ondry, da hitako tao ambany alitara gne fagnahin'izay novonoy noho gne zakan'Andriamanitra sy gne fitsangana vavolombelo izay notanandreo. Nangaiky tamè feo mafy indreo hoe:"Mandra-pahovia, ry Mpanapaka ambonin'gne agnaby, masina sy marina, gne hitsaranao gne izay miaigny eto an-tany, sy hamalianao faty gne rànay? Da nome akanjolava gne tsiraikiraiky agnaby tamindreo, ary nozakay indreo fa tokony handigny kidikidy mandra-pahazoa gn'isa fenon'gne mpiara-manompondreo sy gne rahalaha sy anakavindreo izay tokony hovonoy indreo