auto save
This commit is contained in:
parent
8400aff2e3
commit
baebc83403
|
@ -1,2 +1,2 @@
|
|||
Tadidio, noho izany, gne noraisinareo sy regninareo. Ankatovy izany, ary mibebaha.
|
||||
\v 3 \v 4 Tadidio, noho izany, gne noraisinareo sy regninareo. Ankatovy izany, ary mibebaha.
|
||||
Fa raha tsy mifoha anareo, da ho avy akô gne mpangalatry Iaho, ary tsy holalanareo gne lera hiaviako aminareo. Fa misy anaran'olo vitsivitsy agny Sardisy izay tsy nandoto gne akanjondreo. Handeha hiaraky amiNa indreo mekanjo fotsy satria mendrika.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Gne raiky izay maharesy da ho ampekanjoagny fotsy, ary tsy hamafa gnagnarany ame Bokin'gne Fiainagny mihitsy Iaho, ary hilaza gne agnarany eo anatrehan'gne Raiko, sy eo antrehan'gne anjeliny. Aoka ze manan-tadigny hiteno ze lazain'gne Fagnahy ame fia
|
||||
\v 5 \v 6 Gne raiky izay maharesy da ho ampekanjoagny fotsy, ary tsy hamafa gnagnarany ame Bokin'gne Fiainagny mihitsy Iaho, ary hilaza gne agnarany eo anatrehan'gne Raiko, sy eo antrehan'gne anjeliny. Aoka ze manan-tadigny hiteno ze lazain'gne Fagnahy ame fengona.'''''
|
Loading…
Reference in New Issue