auto save
This commit is contained in:
parent
518751be36
commit
7c354472a7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Homeko gne vavolombeloko roa gne fahefa haminagny agnatiny gne 1,260 andro, nitafy lamba fisaogna. "Ireo vavolombelo ireo da hazon'oliva roa sy gne fitoeran-jiro roa izay nitsanga teo agnatrehan'ny Tompon'gne tany. Raha misy olo misafidy handratry andreo, da mivoky afo gne vavandreo ka hihina gne fahavalondreo. Nde ia ndre ia magniry gne handratry andreo da tsy maintsy hovonoy am'izany fomba
|
||||
Homeko gne vavolombeloko roa gne fahefa haminagny agnatiny gne 1,260 andro, nitafy lamba fisaogna. "Ireo vavolombelo ireo da hazon'oliva roa sy gne fitoeran-jiro roa izay nitsanga teo agnatrehan'ny Tompon'gne tany. Raha misy olo misafidy handratry andreo, da mivoky afo gne vavandreo ka hihina gne fahavalondreo. Ndre ia ndre ia magniry gne handratry andreo da tsy maintsy hovonoy am'izany fomba izany.
|
Loading…
Reference in New Issue