diff --git a/12/11.txt b/12/11.txt index 4259578..aad6096 100644 --- a/12/11.txt +++ b/12/11.txt @@ -1 +1 @@ -Indreo da naharesy enazy tamè ràn'e Zanak'ondry sy tamy gne zaka fitsanganandreo vavolombelo, fa tsy nankamamy gne fiainany esanaky indreo ndre da ho faty. Noho izany, mifalia, anareo ry lagnitry, sy izay mino aminazy agnaby. Fa mitandrema gne amy gne tany sy gne ranomasy satria gne devoly da \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Indreo da naharesy enazy tamè ràn'e Zanak'ondry sy tamy gne zaka fitsanganandreo vavolombelo, fa tsy nankamamy gne fiainany esanaky indreo ndre da ho faty. Noho izany, mifalia, anareo ry lagnitry, sy izay mino aminazy agnaby. Fa mitandrema gne amy gne tany sy gne ranomasy satria gne devoly da nidina tegny aminareo. Feno fahavignira izy, satria fantany fa fotoa fohy sisa gne hanagnany. \ No newline at end of file