auto save
This commit is contained in:
parent
c01e33d9b6
commit
5528808cb5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry
|
||||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonin'izany.
|
Loading…
Reference in New Issue