auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-27 12:58:42 -05:00 committed by root
parent b85e38a534
commit 49bcd021e9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Iaho, Jaona----rahalahinareo sy gne raiky izay niazara taminareo tao agnatin'gne fijalia sy fanjaka ary gne fahareta ao am'i Jesosy Kristy---da tao ame nosy angia hoe Patmo nohony gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo gne mikasiky an'i Jesosy. Iaho da notaritin'gne Fagnahy tame andron'gne Tompo. Nahare feo mafy mitovy ame atsiva tao afarako iaho. Nagnano an'izany hoe: "soraty ao ame boky izay hitanao, da alefaso agny am'ireo fiangona fito---ho amy Efesosy, Simirna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelf
Iaho, Jaona----rahalahinareo sy gne raiky izay niazara taminareo tao agnatin'gne fijalia sy fanjaka ary gne fahareta ao am'i Jesosy Kristy---da tao ame nosy angia hoe Patmo nohony gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo gne mikasiky an'i Jesosy. Iaho da notaritin'gne Fagnahy tame andron'gne Tompo. Nahare feo mafy mitovy ame atsiva tao afarako iaho. Nagnano an'izany hoe: "soraty ao ame boky izay hitanao, da alefaso agny am'ireo fiangona fito---ho amy Efesosy, Simirna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia."