auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-28 21:19:17 -05:00 committed by root
parent 4205ab4383
commit 48e06fc93b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Igny! Hataoko marary eo ampandria izy, ary ireo izay mijangajanga miraky aminazy da hampijaliako mafy, raha tsy mivalo ame asa ratsin'igny viavy igny indreo. Ho viniko ho faty gne zanany, ary gne fiangona agnaby da hahalala fa Izaho gne mahita gne fieritrereta sy fetseham-po. Homek
Hataoko marary eo ampandria izy, ary ireo izay mijangajanga miaraky aminazy da hampijaliako mafy, raha tsy mivalo ame asa ratsin'igny viavy igny indreo. Ho viniko ho faty gne zanany, ary gne fiangona agnaby da hahalala fa Izaho gne mahita gne fieritrereta sy fetseham-po. Homeko araky gne asanareo tsiraidraiky aby enareo.